Vaovao !
fantatrao ve fa...
Ireo vokatra
Webmaster le 26/10/2009, 08 08 48 (UTC)
 Mety hahaliana anareo sady mahasoa antsika raha mamaky ireto asa soratra efa novokarin’i Rev Prof David RAKOTONIRINA ireto :
1. La politique chez Jean Jacques Rousseau.
2. L’education chez Platon.
3. Ny Asa Misiona sy ny Fifohazana eto Madagasikara.
4. Ny “katalage” araka an’i Paoly sy ny fihavanana Malagasy.
5. Ny lanja sy ny soatoavin’ny Fanabeazana Kristiana.
6. Ny Asan’ny Fanahy Masina.
7. Ny Epistily Pastoraly.
8. Fitarihanteny ho an’ny Bokin’ny Daniela

Izy koa no nitarika ny fandikana sy ny fanatontosana ireto boky manaraka ireto izay samy tena ilaintsika koa:
9. Taramasoandro: Fampahafantarana izay maha Loterana antsika.
10. Fotopianarana Kely nosoratan’i Dr Martin Lotera tamin’ny fiteny Alemana.
11 Tsia sy Enin’Andriamanitra: Fiavahana madio misy eo amin’ny Lalàna sy Filazantsara
12 Fanazavana ny Fotopianarana Kely
13 Ny Artiklan’ny Smalkady
 

<-En arrière

 1 

Continuer->

Sombim-baovao...
 
Efa fantatrao ve fa azo atao tsara ny mametraka fanontaniana amin'ny mpiandraikitra ity tranonkala ity
raha misy zavatra manitikitika anao...
Midira eto !
 
Aujourd'hui sont déjà 5 visiteurs (7 hits) Ici!
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement